|
|
|
|

Entrée1  sinoa
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny firenana tompon-tany any amin' ny tany midadasik' i Sina: Ny Sinoa no be indrindra amin' ny mponina eto ambonin' ny tany
Mikasika an' i Sina, an' i Sina na avy any Sina: Anisan' ny sarotra amin' ny fiteny rehetra ny teny sinoa
Exemples  4  Mpanao kaonty ami-mpivarotra sinoa rangahy io, izany hoe tsy dia manao ahoana ilay fianakaviana. [2.472]

Anagrammes  5 

Mis à jour le 2025/01/21