Entrée | 1 sinitrana |
Radical | 2 sitrana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony: Nosinitran' ilay mpitsabo ny aretiny [1.1] |
Explications en français |
5 qu’on a guéri [1.3#612] |
Vocabulaire |
6 Santé |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 voasitrana |
Anagrammes | 11 anantsiry, antsirina, nanisitra, nasitrany, nisatrian, nitsarany, nitsirana, sanatriny, santariny, sarintany, satraniny, sinitrana, siran-tany, sitranina |
Mis à jour le 2023/01/20 |