|
|
|
|

Entrée1  sinema
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [frantsay cinéma] Fakana sary zavatra na olona mihetsika amin' ny bandy atao hoe filma izay ampidirina amin' ny fitaovana manokana ka mamoaka indray ilay sary sy feo nalaina; sarimihetsika [1.1]
Exemples  4  Indraindray misy mahatsiaro hoe : Aiza ihany ilay sinema? [2.332#]
5  Nentiny nisakafo tany aminy tany ivelan' i Paris aho, nijery sinema, dia nentiny nody tamin' ny fiarakodiany. [2.356#]

Anagrammes  6  simena, sinema

Mis à jour le 2022/01/27