Entrée | 1 sinava |
Radical | 2 sava |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra ny peratro no hita 5 hadina, diovina: Nosinava ny lalana sao latsaka teny ilay vola [1.1] |
Explications en français |
6 qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi [1.3#589] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 sinava, sivana |
Mis à jour le 2023/01/20 |