Entrée | 1 sinaotra |
Radical | 2 saotra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony; voasaotra, isaorana, isarahana: Vady efa nosinaotrany iny Ramatoa iny 5 Nankasitrahana [1.1] |
Explications en français |
6 divorcée, répudiée, remercié [1.3#578] |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 voasaotra |
Anagrammes | 11 anatsiro, anatsory, arotsany, asatrony, asitrano, atrosina, isantaro, isoratan, itrosana, itsorana, nasoitra, natsoria, nisaotra, nisorata, notsarai, rañaotsy, ranitsoa, ratsinao, sanatrio, satrinao, sinaotra, soratany, soritana, torin' asa, trosaina, tsaroany |
Mis à jour le 2023/01/20 |