|
|
|
|

Entrée1  simenitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika
Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana
Explications en français  4  [1.13] ciment
Exemples  5  Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472]
6  Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470]
Vocabulaire  7  Economie: bâtiments, travaux publics
Autres orthographes  8  siman
Mots composés 

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21