|
|
|
|

Entrée1  sesi-kidoro
Mots élémentaires  2  sesika, kidoro
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ny zavatra atao sesiky ny kidoro, toy ny rofia, ny fonjozoro, ny kapoaka, ny fanory, ny horompotsy, ny volomborona, ny landihazo, ka araka izany no anaovana ny kidoro hoe kidoro rofia, fonjozoro, kapoaka, fanory [1.1]

Mis à jour le 2023/10/02