|
|
|
|

Entrée1  sava hao
Mots élémentaires  2  sava, hao
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] fikarohana tsy azo idifiana toy ny fizahana hao ao anaty volo
Exemples  5  Satria na fomba ahoana na fomba ahoana, tsy maintsy ho hitan' ny Frantsay io, dia hitaraina amin' ny Fanjakana Anglisy izy, ary ny Fanjakana Anglisy hanery anay sy hanao sava hao. [2.471]

Anagrammes  6 

Mis à jour le 2025/01/21