|
|
|
|

Entrée1  satokoa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [Taimoro] Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an' ny lambo)

Anagrammes  4 

Mis à jour le 2025/01/21