Entrée | 1 sarintany |
Mots élémentaires | 2 sary, tany |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy |
Explications en français |
5 [1.13] carte |
Exemples |
6 Niezahana mafy koa ny nanamboarana sarintany ahazoana mametraka mazava ny toerana malaza voatonona ao amin' ny boky. [2.508#] 7 Raha mijery ny sarintany fehizay ianao, dia hahita fa ao anelanelan' i Mahazony sy Ankitsika, dia tsy misy afa-tsy ala mikirondro; [2.357#] |
Vocabulaire |
8 Géographie: (en général) |
Mots composés |
|
Illustrations |
|
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |