|
|
|
|

Entrée1  sarimpapango
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Taratasy voarary amin' ny hazo maivana izay rohizana amin' ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin' ny rivotra eny
Vocabulaire  4  Jeu
Mots élémentaires  5  sary, papango
Analogues  6  papangohazo

Mis à jour le 2024/12/10