|
|
|
|

Entrée1  saridinina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [fr. sardine] Karazan-trondro madinika fahita amin' ny ranomasin' i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin' ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra) [1.1]
Vocabulaire  4  Zoologie: poissons
5  Economie: alimentation

Mis à jour le 2020/07/31