|
|
|
|

Entrée1  sarangotina
Radical  2  sarangotra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Tanana mafy hamikirana raha misy mahazo ny tena: Iza moa no hosarangotiko atỳ an-tany lavitra atỳ raha tsy ianao ? [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  sarangotina, tsaraingona

Mis à jour le 2023/01/05