Entrée saobakaka ambody riana
Partie du discours locution
Explications en malgache Fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny [1.1]
Mots élémentaires saobakaka ; ambody ; riana

Mis à jour le 2023/04/16