|
|
|
|

Entrée1  sandrana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [Tanala] [1.78]
4  Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [Tambahoaka] [1.1]
5  Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [1.1]
Vocabulaire  6  Religions, Croyances
Synonymes  7  sandra
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot sandrana

Anagrammes  9  andrasan, nandrasa, nasandra, sandrana

Mis à jour le 2020/07/31