|
|
|
|

Entrée1  sampanteny
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra)
Explications en français  4  [1.5] mots dérivés (grammaire)
Vocabulaire  5  Linguistique
Mots élémentaires  6  sampana, teny

Anagrammes  7  mpiantsena, sampanteny

Mis à jour le 2025/01/21