| Entrée | 1 samonina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
8 Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana
9 Ny firimorimon' ny fihodinan' ny milina 10 Ny feo heno amin' ny fanidinan' ny tantely [1.1] |
| Anagrammes | 11 manosina, samonina |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|