|
|
|
|

Entrée1  sakivy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy)
Vocabulaire  4  Zoologie: invertébrés
Synonymes  5  sakoivy

Mis à jour le 2024/12/10