|
|
|
|

Entrée (1/3)1  saily
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [Sakalava] Laharan-tsikidy fahefatra ambin' ny folo, milaza ny reny na ny be sy ny maso
Analogues  4  sikidy

Entrée (2/3)5  saily
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.353#62] [Bara] reny na ny niteraka na hafa (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany)
Mots composés 

Entrée (3/3)9  saily
Partie du discours  10  nom
Explications en français  11  [1.196] Nom d'une liane, d'après Dandouau . [Sakalava]
Vocabulaire  12  Botanique

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21