|
|
|
|

Entrée safelika (felika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiolahana na fihodinana avy amin' ny indrany, fa tsy mamantana mahitsy; fandeha miolika na miolaka na misompirana aloha vao mihodina sy mizotra [1.10]
 Fandehanana any ambadika, fanaovana ankodina fa tsy manatrika
Famelezana avy any ivoho fa tsy eo anoloana: an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo
Olakolaka, olikolika tsy mivantana: tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1]
Explications en français Détours [1.3, 1.5]
 Tours, circuits faits avec la main, le bras, les pieds, des cordes, cirduits faits dans la marche
Action de faire des circuits pour surprendre, pour arrêter
Ruses, ambages, circonlocutions, allusions [1.3]
 Action de surprendre par des détours [1.5]
Exemples Tsy inona io, fa ny fahaizany mananatra amin' ny alalan' ny safelika an-teny. [2.245]
Morphologie 
Simple : safelika, safeliko, safelikao, safeliny, safelitsika, safelikay, safelikareo, safelik', safeli-, safeliky
Préfixée : -tsafelika, -tsafeliko, -tsafelikao, -tsafeliny, -tsafelitsika, -tsafelikay, -tsafelikareo, -tsafelik', -tsafeli-, -tsafeliky
Dérivés 

Mis à jour le 2023/10/02