|
|
|
|

Entrée1  sadaika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe [1.1]
4  Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1]
Explications en français  5  Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3]
Dérivés 
6  Adjectifs :
Autres orthographes  7  sadaikatra

Anagrammes  8  asadika, sadaika, sadiaka, saka dia

Mis à jour le 2020/07/31