Entrée | 1 sabodika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao |
Dérivés |
|
Anagrammes | 8 asabodik, sabodika |
Mis à jour le 2020/07/31 |