|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rorampiso
Mots élémentaires  2  rora, piso
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Météorologie
Explications en malgache  5  Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1]
Analogues  6  erikerika, laviana, amanim-boalavo

Entrée (2/2)7  roram-piso
Mots élémentaires  8  rora, piso
Partie du discours  9  locution
Vocabulaire  10  Zoologie: (en général)
Explications en malgache  11  ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1]

Anagrammes  12  mpisaroro, roram-piso, rorampiso, mpisaroro, roram-piso, rorampiso

Mis à jour le 2023/01/01