|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rorampiso
Mots élémentaires  2  rora, piso
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1]
Vocabulaire  5  Météorologie
Analogues  6  erikerika, laviana, amanim-boalavo

Entrée (2/2)7  roram-piso
Mots élémentaires  8  rora, piso
Partie du discours  9  locution
Explications en malgache  10  ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1]
Vocabulaire  11  Zoologie: (en général)

Anagrammes  12  mpisaroro, rorampiso, roram-piso

Mis à jour le 2023/01/01