|
|
|
|

Entrée1  ro mangazafy
Mots élémentaires  2  ro, mangazafy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina [1.1#834]
5  ro misy menaka misomidika [1.1#619]
Explications en anglais  6  a particular kind of gravy well cooked [1.2#521]
Explications en français  7  un bouillon épais, succulent, délicieux [1.3#538]
Exemples  8  Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta. [1.437#]

Mis à jour le 2023/01/01