Entrée | 1 rohontany |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fomban-tany na fomba irohonan' ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka izany. (Ohatra: olona zatra ny madio any an-tanàn-dehibe, nefa nony tonga monina any an-tsaha lasa tsy mahavatena manaraka ny rohon-tany) [1.1] |
Mis à jour le 2020/07/31 |