|
|
|
|

Entrée1  roaroa
Radical  2  roa
Partie du discours  3  adjectif
Exemples  4  fa natao ny ntaolo fanambadiana izany, ary sitraka ny fo ny izy roaroa ampivadina, na lasam-bodiondry na tsy lasana; [2.48]
5  Izy no hanao ny tempolin'ny Tompo, hotafiana fiandrianana, hipetraka ho mpanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, ho mpisorona eo amin'ny seza fiandrianany, ary hisy fisainam-pihavanana eo amin'izy roaroa. [2.996]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
Autres orthographes  7  roroa

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21