Entrée | 1 rikarikan-taolana (rikarika) |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Biologie |
Explications en malgache | 4 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] |
Explications en français | 5 amas d'ossements, squelette [1.3] |
Synonymes | 6 karana |
Mis à jour le 2020/07/31 |