|
|
|
|

Entrée1  renintantely
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [5.mg.http://www.mandrosoa.org/dossier.php?id=68] Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody
Explications en français  4  [1.3#525] abeilles
Exemples  5  [2.332] Hiremby aho, hoy ny renintantely.
6  [2.895] Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa
Vocabulaire  7  Zoologie: invertébrés
8  Economie: élevage
Mots élémentaires  9  reny, tantely

Mis à jour le 2024/12/07