|
|
|
|

Entrée1  relijiozy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat) [1.1]
Vocabulaire  4  Religions, Croyances

Mis à jour le 2020/07/31