|
|
|
|

Entrée1  rehoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka: Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary
Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda
Vocabulaire  4  Santé
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21