|
|
|
|

Entrée1  Razafiniaina Charlotte
Mots élémentaires  2  Razafiniaina, Charlotte
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  4  [2.314] Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy
Vocabulaire  5  Histoire: personnages
6  Littérature: auteurs
Ouvrages littéraires  7  Eva malagasy
8  Mongon' entana tsy zanaky ny heriny
9  Sahondran' i Mamolakazo
10  Zahatra arendrintompo
11  1909 Ny tantaran' ilay savomanitra
12  1909 Ny tiana tsy mba zaraina
13  1917 Rota sy Naomy
14  1938/09/16 Ny rivotra an-kadilanana
15  1951/03/02 Ny fiaraha-monina
16  1958 Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba

Mis à jour le 2024/12/10