|
|
|
|

Entrée1  Ravalison Edmond
Mots élémentaires  2  Ravalison, Edmond
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Exemples  4  [2.285] Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity.
5  [2.313#126] Mpanoratra efa fanta-daza - izay tsy iza fa Edmond Ravalison (teraka tamin' ny 24 Mey 1926) - no nanoratra ireto sombin-tantara roa mifanesy ireto, izay nalainay tamin' ny tantara iray tsy mbola vita boky, nefa noheverinay fa mendrika haseho eto noho izy ahitana taratry ny fiainana ary fahaiza-mitantara saika manakaiky ny tonga lafatra
Vocabulaire  6  Histoire: personnages
7  Littérature: auteurs
Ouvrages littéraires  8  Andriamatoa Ratsilefilaza
9  Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety

Mis à jour le 2024/12/10