Entrée rasaina (rasa)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity [1.1]
Explications en anglais To be cut up, to be carved [1.2]
Explications en français Qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf) [1.3]
Exemples ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo. [2.59]
Morphologie 
Présent : rasaina, rasaiko, rasainao, rasainy, rasaintsika, rasainay, rasainareo, rasain', rasain-, rasaim-, rasai-
Passé : norasaina, norasaiko, norasainao, norasainy, norasaintsika, norasainay, norasainareo, norasain', norasain-, norasaim-, norasai-
Futur : horasaina, horasaiko, horasainao, horasainy, horasaintsika, horasainay, horasainareo, horasain', horasain-, horasaim-, horasai-
Impératif : rasao
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20