|
|
|
|

Entrée1  Rapatsalahy José Paul
Mots élémentaires  2  Rapatsalahy, José, Paul
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.307] Mpianatr' i "Bahut" (Lycée Galliéni) hatramin' ny farany izy, ka rahefa nahazo ny Baccalauréat "Philo" dia toa efa "voasoratra" handimby an-drainy teo amin' ny sehatry ny fanaovan-gazety. Nandia ny Sekoly Ambony momba ny "Journalisme" teto an-toerana, nanohy izany tany Amerika, ary nandalina farany tany Paris. Ary dia tsaroana ny nandalovany taona maromaro tao amin' ny Televisiona Malagasy, izay mbola teo am-piandohany tokoa tamin' izany fotoana izany. Nisy marika napetrany tao...

Sady nidodi-doha nandray andraikitra teto amin' ny Imprimerie Takariva izy, no toa mbola "voasoratra" ihany koa hamokatra tatara toa-an-drainy.

Dia tantara valo no vokatry ny fikirizany.

Ouvrages littéraires  5  Andry – Ady Saritaka
6  Andry – Aloka ML3
7  Andry – Eva Takalon' Aina
8  Andry – Mpikarama an' Ady
9  Andry – Rongonin' Avara-pi...
10  Andry – Rotaka Maty Paika
11  Andry – Vazimban' Ambato
12  Andry – Vohitry ny Horohoro

Mis à jour le 2024/12/10