Entrée | 1 ranovoahasina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany |
Vocabulaire |
4 Religions, Croyances |
Mots élémentaires | 5 rano, voahasina |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |