Entrée ranovoahasina
Mots élémentaires rano ; voahasina
Partie du discours nom
Explications en malgache (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/20