|
|
|
|

Entrée1  ranon-dolana
Mots élémentaires  2  rano, lolana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany [1.1]
5  rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo [1.13]
Explications en français  6  eaux usées [1.13]
Exemples  7  Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470#]

Mis à jour le 2023/01/01