|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rangomaina
Mots élémentaires  2  rango, maina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina
5  [1.13] taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana
Explications en anglais  6  [1.2] The blade-bone, the scapula
Explications en français  7  [1.13] omoplate
Exemples  8  Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io. [2.643#]
Vocabulaire  9  Biologie
Mots composés 

Entrée (2/2)11  rangomaina
Mots élémentaires  12  rango, maina
Partie du discours  13  nom
Explications en anglais  14  [1.2] the hair plaited without being oiled or greased
Vocabulaire  15  Coiffures

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21