|
|
|
|

Entrée1  ramiary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium) [1.1]
4  karazan-javamaniry fanamboarana fanafody [1.13]
Explications en anglais  5  the thorn apple. Datura alba. Nees. [1.2]
Explications en français  6  datura stramonium [1.13]
7  voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141 [1.196]
Vocabulaire  8  Botanique: plantes médicinales

Anagrammes  9  ariarim, ariraim, iariram, irariam, miarira, miraria, ramiary, ramiria

Mis à jour le 2024/10/14