|
|
|
|

Entrée1  ra mandriaka
Mots élémentaires  2  ra, mandriaka
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao [1.1]
Exemples  5  " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [2.472]

Mis à jour le 2023/04/16