|
|
|
|

Entrée1  raha tsy izany
Partie du discours  2  locution
Explications en français  3  else [1.17.fr#35]4  sinon: Atsaharo izany resaka izany, fa raha tsy izany handeha aho (Cessez ce discours, sinon je me retire) [1.4.fr#764]5  sinon: Ndeha haka fiarakaretsaka, raha tsy izany dia ho tratra aoriana isika (Prenons un taxi, sinon nous serons en retard) [1.66.fr#868]
Mots élémentaires  6  raha tsy, izany

Anagrammes  7  izany raha tsy ..., raha tsy izany

Mis à jour le 2023/11/20