|
|
|
|

Entrée1  Rahajarizafy Antoine de Padoue
Mots élémentaires  2  Rahajarizafy, Antoine, Padoue
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme)
Vocabulaire  4  Littérature: auteurs
Explications en malgache  5  Antoine de Padoue Rahajarizafy (1911-1974)
6  teraka tao Antananarivo tamin'ny 7 avril 1911; rainy, J.-B. Rahajarizafy, anisan'ny mpanoratra malaza tamin'ny androny. Tao amin-dry Frères des Ecoles Chrétiennes tao Andohalo (1918-1920) sy tao amin'ny Collège Saint-Michel (1921-1923) no nianatra talohan'ny nidirany tao amin'ny Petit Séminaire tao Ambohipo; nanohy ny fianarany sy ny fiomanany ho Pretra hatrany; nohamasinina ho Pretra tamin'ny 1941. Anisan'ny ny nanetsika azy handalina ny teny sy ny fahendrena malagasy, dia ny fahitany fa tsy mba nampianarina araka ny tokony ho izy ny teny, ny literatiora, ny tantara... malagasy. Teo am-piomanana ho pretra, nahatsapa koa fa tsy hiorim-paka ny fivavahana kristianina raha tsy aorina amin'ny tena maha-malagasy ny Malagasy ny fampidirana sy ny fampianarana ny fivavahana. Anisan'ny nanaitra azy indrindra tamin'ny boky novakiny: Gandhi, Tagore, Confucius, Descartes, Bergson... Nisahana raharaha maro: nampianatra, nikarakara ny Tanora, nikarakara ny famoianarana katolika teto Antananarivo, lehiben'ny Petit Séminaire, Curé ao Ambatonilita. [2.298]
Explications en français  7  jésuite, pedagogue, enseignant en malgache, il publie de nombreux ouvrages sur l'histoire merina [...] sur la morale traditionelle [...] et sur la langue elle-même [1.59]
Ouvrages littéraires  8  Filozofia Malagasy
9  Hanitra Nentin-drazana
10  Ny kabary
11  Ny Ohabolana Malagasy
12  Ny Ombalahibemaso
13  1960 Essai sur la Grammaire Malgache
Tableaux et planches  14  Liste complète

Mis à jour le 2023/11/20