Entrée (1/2) | 1 rado |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. |
Explications en anglais |
4 [1.2] a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. |
Explications en français |
5 [1.3#497] collier de perles, d'or ou d'argent |
Exemples |
6 rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena? [2.1022] 7 Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 13 Rado |
Partie du discours | 14 nom propre (pseudonyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
15 [3.1] solon' anaran' i Andriamanantena Georges |
Ouvrages littéraires |
16 Etsy, matoria 17 Lapan' ny tananan' Antananarivo 18 2002 Tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany |
Tableaux et planches |
19 Noms de plume des écrivains malgaches |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |