|
|
|
|

Entrée (1/2)1  radio
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion] fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzienne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina
4  [1.13] fitaovana fandraisana na fandefasam-peo
Explications en français  5  [1.13] radio

Entrée (2/2)6  radio
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiographie] fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny nofo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty: Efa natao radio ny tongony tapaka

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21