Entrée | 1 prezidà |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana Filoham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna |
Vocabulaire |
4 Politique |
Mis à jour le 2024/12/07 |