|
|
|
|

Entrée1  praiminisitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [angl. prime minister] Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben' ny governemanta; samy mahazo mitarika ny fivorian' ny governemanta, na ny filoham-pirenena (fivorian' ny minisitra no iantsoana ny fivoriana amin' izay) na ny praiminisitra (fivorian' ny kabinetra kosa no iantsoana an' izany)
Vocabulaire  4  Politique

Mis à jour le 2024/12/07