|
|
|
|

Entrée1  posiposy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [1.1]
Illustrations 
4 

Anagrammes  5  posiposy, sopisopy

Mis à jour le 2020/07/31