|
|
|
|

Entrée1  poporohana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona)
Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka
Exemples  4  [2.285#] Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana?

Mis à jour le 2024/12/26