Entrée | 1 polopolorina |
Radical | 2 pololotra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy fampiasa raha tsy amin' ireto fomba fiteny ireto: Tsy hita polopolorina: tsy mety ho hita na manao ahoana na manao ahoana; tsy taka-polopolorina:lalina tsy voasain-tsaina, tsy misy fetra, tsy misy farany |
Exemples |
5 Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296#] |
Morphologie |
|
Analogues | 9 tsy taka-pesipesenina |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/10 |